-x-antambahoaka_mat_text_reg/25/24.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 24 Aveo ny mpiasa nahazo talenta raika de nagnantogna sady nizaka hoe: "Mpampiasa, fantako fa lilahy hentitra anao. Mambely egny amin'izay tsy namafazanao anao, sady mangorogna vokatra egny amin'izay tsy nambolenao. \v 25 Natahotra aho, ka nandeha nagnamony ny talentanao tangatin'ny tany. Jerevo, igny zany anao. "