-x-antambahoaka_mat_text_reg/25/22.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 22 Ny mpiasa nahazo talenta roy de nagnantogna ka nizaka hoe "Mpampiasa, namenao talenta roy aho, igny, de nampitombo talenta roy hafa ." \v 23 Nizaka an'azy ny mpampiasa hoe: 'Tsara zany, ry mpiasa tsara sady mahatoky! Nahatoky tamin'ny raha vitsitsy anao. Zaho hampiandrekitra anao amin'ny raha maro. Midira amin'ny fifalen'ny mpampiasanao.'