-x-antambahoaka_mat_text_reg/24/48.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 48 Ka na misy mpiasa ratsy mizaka agnatin'ny fony hoe: 'Ela vô tonga ny tompoko', \v 49 De manomboka mamono ny mpiasa akamany, sady mihinagna de misotro miaraka amin'ny mamo lava io; \v 50 de ho tonga ny mpampiasan'ny mpiasa amin'ny fotôna zegny tsy ampoizina ka amin'ny lera tsy lalany.\v 51 De hotapahin'ny mpampiasa izy ka hamboariny karan'ny mpiatsaravelatsihy ny anjarany, zay hisy ny fitomagnena mban'ny fijalena.