-x-antambahoaka_mat_text_reg/24/45.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 45 Iza arika ny mpiasa atokisana sady kanty zay nitendren'ny mpampiasany hifehy ny fianakaveny mba hagnomezana an'azy ny haninan'iary zareo amin'ny fotôna fihinanana?\v 46 Sambatra ny mpiasa zegny hitan'ny mpampiasany fa magnano an'zany ndreka tonga izy.\v 47 Zakaiko aminareo tegnany fa ny mpampiasany no hampakatra an'azy ho ambonin'ny raha marobe anagnany.