-x-antambahoaka_mat_text_reg/24/40.txt

1 line
231 B
Plaintext

\v 40 Aveo hisy lilahy roy an-kosy egny, ny raika ho resina, de ny raika ho avela.\v 41 Viavy roy no hanoto vary, ny raika ho resina de ny raika ho avela. \v 42 Nony zany de mivavaha, fa tsy lalanareo ny andro heven'ny Tomponareo.