-x-antambahoaka_mat_text_reg/24/37.txt

1 line
408 B
Plaintext

\v 37 kara ny tamin'ny andron'i Noa, de karan'zany my koa ny heven'ny Zanak'Olona.\v 38 Fa kara ny tamin'ny andro talohan'ny safo-drano de nihinagna sady nisotro iary zareo, nanambady sady nampekarina mandra-patongavan'ny andro nidiran'i Noa tagnatin'ny sambo fiara,\v 39 ka tsy nahalala n'ino n'ino iary zareo mandra-peven'ny safo-drano ka nandringana an'azy marobe, de karan'zany ny feven'ny Zanak'Olona.