-x-antambahoaka_mat_text_reg/24/30.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 30 Aveo de hiseho amin'ny lagnitra egny ny famantaran'ny Zanak'Olona, ka ny foko marobe ambonin'ny tany de hisôna.De haita ny Zanak'Olona avy amin'ny rahognan'ny lanitra mban'ny hery sy voninahitra lehibe Iary zareo.\v 31 Hagnandefa ny anjeliny Izy mban'ny feo trompetra mafy, ka hamory ny olona nosafidiny avy amin'ny vazan-tanany efatra iary zareo, manomboka amin'ny faravodilanitra ka hatragny amin'ny sanagny.