-x-antambahoaka_mat_text_reg/24/26.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 26 Nony zany, ndreka mizaka anareo iary zareo hoe: 'Igny an, agnefitra izy,' de aza mande agny. Na hoe 'Igny an, andragno agny izy' de aza mino an'zany.\v 27 Fa kara varatra avy antsinana ka mazava latagny andrefana, de kara an'zany ny feven'ny Zanak'Olona.\v 28 Na aza na aza misy biby maty, de agny no tangorognany voltora.