-x-antambahoaka_mat_text_reg/24/23.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 23 Ka ndreka misy olona mizaka anareo hoe: 'Igny a, io ny Kristy' na, 'iry ny kristy' de aza mino an'izany. \v 24 Fa ny Kristy sandoka sy ny mpaminany sandoka de ho tonga sady hangatoro famantarana agnona be mban'ny raha mahavarena, mba hamitahana, na mety, de ndre ny olona nosafidina aza. \v 25 Io, efa nizakaiko anareo taloha ny fotôna.