-x-antambahoaka_mat_text_reg/24/19.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 19 Loza ho an'ny bevoka mban'ny mampinono amin'izany andro izany !\v 20 Mivavaha mba tsy ho amin'ny rirignina na Sabata no hiseho ny filefasanareo.\v 21 Fa hisy fijalena be, sady tsy mbola nisy karan'izany atramin'ny nanombohan'izao tontolo zao ka atramin'izao, aha, de tsisy koa.\v 22 Na tsy afohezina io andro io, de tsy hisy nofotra ho vonjena. Fa avy amin'ny olona nosafidina de afohizina io andro io.