-x-antambahoaka_mat_text_reg/24/15.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 15 Noho izany, na mahita ny favetavetan'ny fandravana anareo, izegny nizakain'i Daniela mpaminany, de hitsangana amin'ny toerana Masina anareo" (Ny mpamaky tokony hatakatra), \v 16 Ny any Jodia tokony hilefa ho agny an-tendrombohitra,\v 17 de zegny an-tafon-tragno, mba tsy hijotso hangala raha andragnony, \v 18 de ny ankosy tsy hierigna hangala ny lambany.