-x-antambahoaka_mat_text_reg/24/12.txt

1 line
298 B
Plaintext

\v 12 Tratrin'ny hitombo faratsena, sady hangatseka ny fitiavan'ny marobe. \v 13 Fa ny raika zegny mahadigny hatramin'ny farany de ho vôvonjy.\v 14 Ity filazantsara ny fanjakana ity de ho toriana magneragna an'izao tontolo zao ho vavolombelona amin'ny firenana marobe. aveo de ho tonga ny farany.