-x-antambahoaka_mat_text_reg/24/09.txt

1 line
262 B
Plaintext

\v 9 Ka hatolotr'iary zareo ho amin'ny fijalena anareo de ho voniny. Tsy ho teny firenena marobe anareo non'ny agnarako.\v 10 Ka marobe ny ho vignitra, de hamadika sady hifankalaigna tsiraidraika.\v 11 Mpaminany marobe no hitsangana sady hamitaka olona marobe.