-x-antambahoaka_mat_text_reg/24/06.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 6 Haregny ady mban'ny filazan'ady anareo. Mitandrema mba tsy hoangoaigna anareo, fa tsy mentsy hiseho ny raha marobe zany; Nefa tsy mbola tonga ny farany.\v 7 ka hisy firenena hiady amin'ny firenana, de hisy fanjakana hiady amin'ny fanjakana. Hisy mosary mban'ny hororon- tany amin'ny toerana sambihafa. \v 8 Fa ny raha marobe zany de fanombohan'ny fijalen'ny fiterahana my.