-x-antambahoaka_mat_text_reg/23/37.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 37 Ô Jerosalema, ô Jerosalema, anao zay mamono ny mpaminany mambalavala vato zay irahina ho aminao! Impiry Zaho no magniry ny hagnotrika ny zanakao miaraka, kara ny akoho vavy raika magnotroka ny zanagny ao ambany elatrany, anefa tsy avy anareo! \v 38 Igny , ny tragnonareo navela ho lao ho anareo.\v 39 Fa zakaiko aminareo, hatramin'zao , tsy hahita Anaha mihitsy anareo mandra-pizakanareo hoe: 'Isaorana ane zay avy amin'ny agnaran'ny Tompo.'''