-x-antambahoaka_mat_text_reg/23/34.txt

1 line
564 B
Plaintext

\v 34 Nony zany, igny, magniraka mpaminany sy olo-kanty de mpanora-dalàna ho anareo Zaho. Ny sanagny amin'iary zareo de ho voninareo sady homboinareo; de ny sanagny ho vangoinareo ao amin'ny fiangonanareo sady handrôka an'azy hoenga ao an-tanàna. \v 35 Vokan'zany de hanody anareo ny rà marina marobe zay nalatsaka teto an-tany, nanomboka tamin'ny ràn'i Abela marina, ka hatramin'ny ràn'i Zakaria zanak'i Barakia, zay nivoninareo tagnelagnelagn'ny toerana masina sy ny alitara. \v 36 Zakaiko marina aminareo, fa ny raha marobe de ho avy amin'ity taranaka ity