-x-antambahoaka_mat_text_reg/23/29.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 29 Loza ho anareo, mpanora-dalàna sy fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa magnano ny fasagn'ny mpaminany anareo sady magnengo ny fasagn'ny olo-marina.\v 30 Hoy anareo hoe: 'Naha niaigna tamin'ny andron'ny razambetsena atsena, de tsy mba nandray anjara niaraka tamin'iary zareo tamin'ny famonoana ny mpaminany atsena.\v 31 Nony zany de miseho vavolombelona amin'ny tegnanareo anareo fa zanak'iregny zay namono ny mpaminany.