-x-antambahoaka_mat_text_reg/23/23.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 23 Lozanareo, mpanora-dalàna sy fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa mandoa ny ampahafolon'ny solila sy ny aneta de ny kômina anareo, anefa anareo de tsy nagnatanteraka ny raharaha mavesa-danja indrindra amin'ny lalàna de ny rariny sy ny famindram-po de ny finoana koa. Fa iregny no tokony nataonareo ka tsy tokony navelanareo ho tsy vita ny raika hafa. \v 24 Anareo mpitarika jamba, anareo zay manivana lalitra anefa magnateligna rameva