-x-antambahoaka_mat_text_reg/23/20.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 20 Nony zany, zay mifanta amin'ny alitara, de mifanta amin'zany sady amin'ny raha marobe eo amboniny.\v 21 Ny raika zay mifanta amin'ny fiangonana, de mifanta amin'zany ambamin' zay mipetraka ao amin'azy, \v 22 ka ny raika zay mifanta amin'ny lagnitra, de mifanta amin'ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy amin'Azy zay mipetraka eo ambonin'zany.