-x-antambahoaka_mat_text_reg/23/18.txt

1 line
275 B
Plaintext

\v 18 Ka, 'Niza niza mifanta amin'ny alitara, de tsisy dikany zany. Fa niza niza mifanta amin'ny fagnatitra zay eo ambonin'zany, de vôfatotry ny fiaignany izy.' \v 19 Anareo olona jamba! iza no leibe indrindra, ny fanatitra sa ny alitara zay magnano ny fagnatitra ho masina?