-x-antambahoaka_mat_text_reg/23/13.txt

1 line
679 B
Plaintext

\v 13 Fa lozanareo, mpanora-dalàna sy fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa aidinareo amin'ny olona ny fanjakan'ny lanitra. Fa anareo tsy mampiditra ny tegnanareo, de tsy avelanareo iregny zay te-hiditra.\v 14 [Fagnamarihana: Ny antotan-taratasy taloha de tsy ahitana ny fehezanteny hoe: 'Fa lozanareo, mpanora-dalàna sy ny fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa mandany ny tragnon'ny mpitondra tegna, de magnano vavaka lavareny anareo. Nony zany de hahazo fagnamelohana leibe anareo.']\v 15 Lozanareo, mpihatsaravelatsihy! Fa madea mitety ny ranomasina sy ny tany anareo mba hampiova fo ny olona raika, ka ndreka miova izy, de ataonareo zanaky ny afobe indroy mihoatra nony anareo izy.