-x-antambahoaka_mat_text_reg/23/01.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 1 Jesôsy nizaka tamin'ny fokonolona de iregny mpianatrany. \v 2 Hoy Izy hoe: "Iregny mpanora-dalàna fariseo de mipetraka amin'ny fipetrahan'i Mosesy.' \v 3 Nony zany na ino na ino haneren'iary zareo anareo hatao, de ataovy zany raha zany ka mitandrema an'azy iregny. Fa aza magnala tahaka ny ataon'iary zareo, satria izy iregny de mizaka raha anefa aveo tsy magnatanteraka an'zany.