-x-antambahoaka_mat_text_reg/22/29.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 29 Namaly Jesôsy de nizaka an'iary zareo hoe: "Diso anareo, satria tsy nafantatra ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra.\v 30 Fa amin'ny fitsanganan'ny maty de tsy hanambady iary zareo no tsy omena ampakarina. Nefa koja mitovy amin'ny anjely agny an-danitra.