-x-antambahoaka_mat_text_reg/22/23.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 23 Tamin'ny andro io my ny Sadoseo sanagny, de nizaka fa tsisy ny fitsanganana amin'ny maty, ka nagnatogna an'Azy. De nagnotany an'Azy iary zareo \v 24 nizaka hoe: "Ry mpampianatra, Mosesy nizaka hoe: 'Na maty ny olona, tsy manan-janaka, de tokony hanambady ny vadin'ny ny ampiralay amin'azy ka hanan-janaka ho an'ny ralainy.