-x-antambahoaka_mat_text_reg/22/11.txt

1 line
281 B
Plaintext

\v 11 Ka ndreka niditra ny mpanjaka mba hijaha ny vahiny, de nahita lelihy tsy nagnatao ny akanjo fandao amin'ny izy. \v 12 De nizaka tamin'azy ny mpanjaka hoe: Ry akamako, ino no idiranao ato tsy miaraka amin'ny fiakanjo fandao amin'ny fanambadena?' Fa tsy nahazaka i lilahy igny.