-x-antambahoaka_mat_text_reg/22/04.txt

1 line
250 B
Plaintext

\v 4 Nandefa ny mpiasany hafa ndreka ny mpanjaka, nizaka hoe: zakay ndregny nasaina hoe: "Jerevo, efa vita karakara ny hanina. efa nivonina ny omby amban'ny zanak'omby nafahiko, sady efa vognona ny raha marobe. tongava amin'ny fetin'ny fanambadena."'