-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/35.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 35 De nisamborin'ny mpamboly voaloboka ny mpiasany, nivangoiny ny raika, nivoniny ny sanagny de nivalavalainy vato ny sanagny. \v 36 De mbola, nandefa mpiasa hafa ndreka ny tompon-tany, maro ambonin'ny tamin'ny voalohany, fa de nataon'iary zareo karan'izany my koa. \v 37 Tafaran'izay, de nagniraka ny zanagny lahitokana tagny amin'ny tompon-tany, nizaka hoe: 'Hagnaja ny zanako iary zareo.'