-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/18.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 18 De niverigna tan-tanàna Izy nandraignan'igny, de mosarena.\v 19 Ndreka nahita aviavy tamin'ny sisin-dalagna, de nantogniny tegny kanefa tsy nahita na ino na ino teo afa-tsy raviny fotsiny.De nizaka taminazy Izy hoe :"Enga anie de tsy ho hisy isiny koa avy aminao mandrakizay", de niaraka tamin'izay de maigna tampoka ny aviavy.