-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/06.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 6 Aveo de nandeha ny mpianatra sady nagnano zegny nandidian'i Jesôsy an'iary zareo.\v 7 De nandozin'iary zareo ny apondra mban'ny zanagny sady napetrakazareo taminazy ny lamban'iary zareo, ka de nipetraka tambonin'ny lamba Jesôsy.\v 8 Aveo de namelatra ny lambany tamin'ny tany aby ny ankamaroan'ny olona, de ny sasagny nanapaka sampan-kazo sady nagnaparitaka an'izany tamin'ny lalagna.