-x-antambahoaka_mat_text_reg/19/16.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 16 Igny, nisy lilay nagnatogna an'i Jesôsy de nizaka hoe: "Mpampianatra ô!, Ino raha tsara tsy mentsy ataoko mba hazahoako fiaignana mandrakizay?"\v 17 Jesôsy nizaka tamin'azy hoe: "Nagnino anao na magnontany mikasikan'zay tsara aty amina? Raika my no tsara, fa nah te-hiditra agny amin'ny fiaignana anao, de tandremo ny didy io."