-x-antambahoaka_mat_text_reg/19/10.txt

1 line
556 B
Plaintext

\v 10 Ny mpianatra nizaka tamin'i Jesôsy hoe: "Na zany ny toetran'ny lilay amin'ny vadiny, de aleo tsy manambady."\v 11 Fa Jesôsy nizaka tamin'iary zareo hoe: "Tsy ny olona marobe no afaka agneky an'zany fampianarana zany, fa iregny zay navela hagneky an'zany my. \v 12 Fa misy ny efa nipetraka kara an'zany hatrany an-kibony endriny iary zareo, de misy inoka zay nataon'olombelona, de misy iregny ionoka zay magnano ny tegnan'iary zareo ho ionoka nohon'ny fanjakan'ny lanitra. Izy zay afaka mandray an'zany fampianarana zany, aoka izy handray an'zany."