-x-antambahoaka_mat_text_reg/19/07.txt

1 line
520 B
Plaintext

\v 7 Nizaka iary zareo tamin'Azy hoe: "Nagnino zany Mosesy na mandidy anay hagnome taratasy fagnamarinam-pisarahana de aveo hagnerigna an'azy?"\v 8 Nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Fa Nony anareo tsy laitra anarina no nagnabelan'i Mosesy anareo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny vôlohany de tsisy fomba kara an'zany. \v 9 Zakaiko aminareo, niza niza misaraka amin'ny vadiny, afa-tsy nohon'ny fampirafesana, ka manambady hafa, de magnitsakitsa-bady; fa ny lilay manambady viavy zay efa nisara-bady de mampirafy."