-x-antambahoaka_mat_text_reg/19/03.txt

1 line
321 B
Plaintext

\v 3 Nagnatogna an'iary zareo ny fariseo, nagnala fagnay an'Azy, de nizaka tamin'Azy hoe: "Mety amin'ny lilay ma ny misara-bady noho zay mety antony maro mahatonga an'zany?" \v 4 Jesôsy namaly ka nizaka hoe: "Tsy nivakinareo ma fa Izy zay nagnano an'iary zareo tamin'ny vôlohany de nagnano an'iary zareo ho lay sy vavy?