-x-antambahoaka_mat_text_reg/18/30.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 30 Kanefa nandà i mpiasa vôlohany igny. Mifanohitra amin'zany, nandea izy ka nigadrainy i mpiara-miasa amin'azy igny mandra-pagnefany amin'azy zay nitrosainy.\v 31 Ndreka nahita an'zany iregny mpiara-miasa amin'azy, de tena nalahelo iary zareo. Nandea sady nitantara tamin'ny mpampiasany zeny raha marobe niseho iary zareo.