-x-antambahoaka_mat_text_reg/18/28.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 28 Fa nivôka koa io mpiasa io ka nahita ny raika tamin'iregny mpiara-miasa amin'azy, zay nanagnany dinaria zato. Nisamboriny izy, ka nirotiny tamin'ny tendany, sady nizakany hoe: 'Ifay aminaha zeny nitrosainao.' \v 29 Anefa nanjetoka io mpiara-miasa amin'azy iosady nitalaho tamin'azy, nagnano hoe: 'Manàgna faharetana aminaha, de hifaiko aminao zany.'