-x-antambahoaka_mat_text_reg/18/26.txt

1 line
279 B
Plaintext

\v 26 Nony zany de nanjetoka i mpiasa igny, sady nandoalika teo alohany, sady nizaka hoe: 'Tompo, manàgna faharetana aminaha, de hifaiko aminao ny trosa marobe.'\v 27 Nony zany ny mpampiasan'zany mpiasa zany, de nalahelo, ka nagnafaka an'azy sady nagnambela ny trosa tamin'azy.