-x-antambahoaka_mat_text_reg/18/23.txt

1 line
435 B
Plaintext

\v 23 Nony zany ny fanjakan'ny lanitra de mitovy amin'ny mpanjaka raika zay te hifagnaraka ara-bola miaraka amin'ny mpiasany.\v 24 Naha vô manomboka ny fandaminana izy, de nisy mpiasa raika nandao tamin'azy zay nanananyvola rai-alina.\v 25 Anefa tsy nanagna fomba hagnefana an'zany izy, de nanery ny hamarotana an'azy ny mpampiasany, miaraka amin'ny vady aman-janagny hatramin'zay fanagnany marobe, de ho vita ny fagnefana ny trosa.