-x-antambahoaka_mat_text_reg/18/21.txt

1 line
250 B
Plaintext

\v 21 Aveo nagnatogna Petera sady nizaka hoe: " Tompo, impiry hanota amina ma ny rahalahiko ka hamela an'azy zaho? Hatramin'ny im-pito va?" \v 22 Jesôsy namaly an'azy hoe: "Tsy mizaka aminao zaho hoe im-pito, fa im-pito hatramin'ny fitopolo im-pito.