-x-antambahoaka_mat_text_reg/18/10.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 10 Tandremo tsy hagnano tsinotsino amin'iregny zaza bitaka iregny anareo. Fa mizaka aminareo Zaho fa agny an-dagnitra iregny anjeliny de mizaha fehizay ny endrikan'ny Iabako zay agny an-dagnitra.\v 11 [Fagnamarihana: Ny dikan-teny taloha tsara indrindra de tsy ahitana ny fehezanteny zay miseho kara ny v. 11. hoe: "Fa ny Zanak'olona de tonga mba hamonjy zay very."]