-x-antambahoaka_mat_text_reg/18/07.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 7 Loza ho an'zao tontolo zao nony andron'ny fahatafitohinana! Fa ilaina ny hiavian'zany andro zany, anefa loza ho an'ny olona zay nahatongavan'zany andro zany!\v 8 Naha miteraka fatafintohinana ho anao ny tagnànao na ny tongotranao, de tapay zany ka alay eo aminao. Tsara tegnany aminao ny miditra manan-takaitra agny amin'ny fiaignana mandrakizay toy zay ho very agny amin'ny afo ny tsy mety maty amin'ny fanagnana tagnàna roy na tongotra roy.