-x-antambahoaka_mat_text_reg/18/04.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 4 Nony zany, na iza na iza manetry tegna karan'ity zaza ity de no tena leibe agny amin'ny fanjakan'ny lanitra.\v 5 Na iza na iza mandray ny zaza bitaka ôtrany zao amin'ny agnarako de mandray Anaha.\v 6 Fa na iza na iza mahatonga ny raika amin'ny za-madinika tôgny zay mino Anaha hanota, de tsara amin'azy ny hiantognan'ny fikoseham-bary leibe eo amin'ny vozognany, ka halentika agny amin'ny ranomasina laligna izy.