-x-antambahoaka_mat_text_reg/18/01.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 1 Tamin'zany fotôna zany my de tonga tamin'ny Jesôsy iregny mpianatrany ka nizaka hoe: "Iza ma no tena leibe agny amin'ny fanjakan'ny lanitra?"\v 2 Jesôsy nagnatso zaza bitaka ho eo amin'Azy, nametraka an'azy tamin'iary zareo,\v 3 ka nizaka hoe: "Zakaiko marina aminareo, fa naha tsy miova kara iregny zaza bitaka anareo, de tsy hiditra agny amin'ny fanjakan'ny lanitra mihitsy anareo.