-x-antambahoaka_mat_text_reg/17/24.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 24 Ndreka tonga tagny Kaperinaomy iary zareo, de nagnatogna an'i Petera ny lilay zay nangotroka ny hetra atsasaky ny sekely sady nizaka hoe: "Tsy nagnefa ny hetra atsasaky ny sekely ma ny mpianatrareo a?"\v 25 Nizaka izy hoe: "Aika." Fa ndreka niditra tan-dragno Petera, de nikorana tamin'azy Jesôsy sady nagnotany hoe: "Ino no eritreritrao, ry Simona? ny mpanjaka eto an-tany, avy amin'iza no angalan'iary zareo hetra na hetra n'olona? Avy amin'ny fokonolona ma sa avy amin'ny vahiny?"