-x-antambahoaka_mat_text_reg/17/22.txt

1 line
256 B
Plaintext

\v 22 Na nimpetraka tagny Galilia iary zareo, de nizaka Jesôsy tamin'ny mpianatra an' Azy hoe: "Ny Zanak'Olona de hatolotra an-tagnan'ny olona,\v 23 de iary zareo hamono an'Azy, amin'ny andro fahatelo de hatsangana Izy." De nalahelo tegnany ny mpianatra.