-x-antambahoaka_mat_text_reg/17/17.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 17 Namaly Jesôsy de nizaka hoe: Ry taranaka tsy mpino sady ratsy fagahy, madra-paovena no tokony hipetrako miaraka aminareo? Mandra-paovena no tsy metsy dignasako miaraka aminareo? Atero aminaha izy."\v 18 Ny zakainy Jesôsy mafy ny devoly, de nivôka tamin'azy ny devoly ka nahafaka tamin'ny lera igny izy.