-x-antambahoaka_mat_text_reg/17/05.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 5 Ndreka mbola nizaka Izy, de, nisy rahogna mazava nandrakotra an'iary zareo, de, nisy feo nivôka avy tamin'ny rahogna, nizaka hoe: "Itiky ny Zanako malalako, izay tena teko. Teno Izy."\v 6 Ndreka regniny mpianatra zany, de lavo iary zareo sady vaka mafy.\v 7 Aveo de tonga Jesôsy ka nikitika an' azareo sady nizaka hoe: "Mitsangana de aza vaka."\v 8 Aveo de nijery agnambo iary zareo fa tsy nahita an'iza an'iza afa-tsy Jesosy raika my.