-x-antambahoaka_mat_text_reg/17/01.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 1 Enin'andro taty afara Jesôsy de nangala an'i Petera, Jakoba mban'ny Jaona ampirahalahy amin'Azy mba hiaraka amin'Azy, sady nitondra an'iary zareo niakatra tatendrombohitra agnambo tamin'ny tegnan'iary zareo.\v 2 Niova endrika tamason'iary zareo Izy. Namirapiratra karan'ny masoandro ny tarehiny, de ny fitafeny namirapiratra kara ny hazavana.