-x-antambahoaka_mat_text_reg/16/19.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 19 Homeko anareo ny lakilen'ny fanjakan'ny lanitra. Na ino na ino fehezinao ambonin'ny tany de ho fehezina agny an-danitra, de na ino na ino vahanao ambonin'ny tany de ho vahana agny an-danitra." \v 20 Aveo de nadidin'ny mpianatra Jesôsy fa iary zareo de tsy tokony hizaka na amin'iza na amin'iza fa Izy Kristy zany.