-x-antambahoaka_mat_text_reg/16/17.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 17 Namaly Jesôsy ka nizaka tamin'azy hoe: "Sambatra anao, a Simôna Bar-Jona, fa tsy ny nofo na ny rà nagnatoro an'izany taminao, fa Iabako zay agny an-danitra. \v 18 Zakaiko aminao my koa fa anao no Petera, ka ambonin'ity vatolampy ity no hagnorenako ny fengonako. Ny vavahadin'ny fasagna de tsy haharesy an'izany.