-x-antambahoaka_mat_text_reg/15/36.txt

1 line
435 B
Plaintext

\v 36 Nalainy ny mofo fito mban'ny laoka, ka ndreka nisaotra, de nivakiny ny mofo ka nameny an'ny mpianatra. Namen'ny mpianatra ny Fokonolona. \v 37 Nihinagna de afa-po ny Fokonolona marobe. Aveo iary zareo nangorigna tanty fito feno ambikambiny zegny tsy lany. \v 38 Efatra arivo lahy nihinagna tsy tagnatin'ny zaza mbany viavy. \v 39 Aveo de nampoden'ny Jesôsy Fokonolona ka niditra agnaty lakana de nandeha amin'ny faritra Magadana